Vonitra
Fiseho

Ny Vonitra dia vondron-karazana zavamaniry mamony ao amin' ny fianakaviana Arecaceae. Ity vondron-karazana ity, izay anarana mitovy zavatra tondroina teo aloha, dia naverina indray taorian' ny fandalinana filôjenômika vaovao momba ny zana-poko Dypsidinae (Eiserhardt et al.) tamin' ny taona 2022.
Fanasokajiana
[hanova | hanova ny fango]- Arecaceae (fianakaviana)
- Arecoideae (zana-pianakaviana)
- Areceae (foko)
- Dypsidinae (zana-poko)
- Vonitra
- Dypsidinae (zana-poko)
- Areceae (foko)
- Arecoideae (zana-pianakaviana)
Ity vondron-karazana ity dia miray zana-poko amin' ireto vondron-karazana manaraka ireto: Dypsis, Chrysalidocarpus, Lemurophoenix, Marojejya ary Masoala.
Karazana
[hanova | hanova ny fango]Indreto ny karazana ao amin' ny Vonitra araka ny Plants of the World Online (Jolay 2024) includes:
- Vonitra antanambensis (Beentje) Eiserhardt & W.J.Baker
- Vonitra crinita Jum. & H.Perrier
- Vonitra dransfieldii (Beentje) Eiserhardt & W.J.Baker
- Vonitra fibrosa (C.H.Wright) Becc.
- Vonitra moorei (Beentje) Eiserhardt & W.J.Baker
- Vonitra nossibensis (Becc.) H.Perrier
- Vonitra perrieri (Jum.) Eiserhardt & W.J.Baker
- Vonitra pusilla (Beentje) Eiserhardt & W.J.Baker
- Vonitra utilis Jum.