Hankany amin'ny vontoatiny

Vondrom-pelambony

Avy amin'i Wikipedia
Vondrom-pelambonin' ny raozy (Rosa)

Ny vondrom-pelambony dia ampahany amin' ny voninkazo foronin' ny felambony rehetra, mifanohitra amin' ny vondron-dravimbony izay foronin' ny ravimbony.

Cytisus scoparius (Papilionaceae)
Lamiastrum galeobdolon (Lamiaceae)
Matthiola incana (Brassicaceae)

Misy