Hankany amin'ny vontoatiny

Volon-doha

Avy amin'i Wikipedia
Volon-doha

Ny volon-doha na volo dia karazana volo eo amin' ny tampona sy ny sisiny ary ny aorian' ny lohan' ny olombelona. Misy keratinina izy io, toy ny hoho sy ny kitro, ny volom-borona, ny vavam-borona, ny tandroka. Samihafa be ny fiheverana manoloana ny volo, toy ny taovolo sy ny fanesorana volo, izay miovaova arakaraka ny kolontsaina sy vanim-potoana ara-tantara samihafa. Matetika anefa izy io no ampiasaina hamantrarana ny finoan' ny olona iray ùaokana na ny toerany eo amin' ny fiarahamonina, toy ny taonany, ny maha lahy na vavy azy, na ny fivavahany.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]