Hankany amin'ny vontoatiny

Volgograd

Avy amin'i Wikipedia

48°42′N 44°29′E / 48.700°N 44.483°E / 48.700; 44.483

Volgograd
-
Velarantany565 km2
Isan'ny mponina1 021 215
Tanàn-dehibeNC
Ben'ny tanànaNC
Firenena Rosia
FanjakanaNC
FaritanyNC
FaritraVolgograd Oblast
Tanàna mifanolo-bodirindrinaNC
Volgograd

I Volgograd (Rosiana:Волгоград, Tsaritsyn hatramin'ny 1925, Stalingrad nanomboka tamin'ny 1925 ka hatramin'ny 1961), dia tanàna  Rosiana misy mponina iray tapitrisa mahery ary misy mponina 1 021 215 .

Io no foibem-pitantanana sy ara-toekarena ao amin'ny Volga ambany. Toeram-pitaterana lehibe ny tanàna ary foibe indostrialy manan-danja.

Nidina teo amin'ny tantaran'izao tontolo izao ilay tanàna ho toerana nisy ny ady tao Stalingrad tamin'ny Ady Lehibe II.