Hankany amin'ny vontoatiny

Voahondro

Avy amin'i Wikipedia
Voan' ny voahondro
Viny sy ravin' ny voahondry

Ny voahondro dia karazana zavamaniry mamony ao amin' ny foko Benincaseae sy ao amin' ny fianakaviana Cucurbitaceae. Izy ireo dia zavamaniry ahitra maniry isan-taona aty Afrika izay hanin-dravina nandrahoina. Atao hoe Cucumis hirsutus ny anaran' ity zavamaniry ity ara-tsiansa.

Cucumis hirsutus
Ravin' ny voahondro

Indreto ny firenena ahitana azy io: Kamerona, Repoblika Demôkratikan' i Kôngô, Kenià, Tanzania, Roanda, Borondy, Angôla, Zambia, Zimbaboe, Malaoy, Môzambika, Afrika Atsimo, Esoatiny, Bôtsoana ary Madagasikara.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]