Voa (bôtanika)
Fiseho

Ny voa, ao amin' ny bôtanika, dia taovan-javamaniry misy vihy iray na maromaro. Toetra mampiavaka ny zavamaniry ao amin' ny Angiospermae ny fananana azy io, izay mivoatra aorian' ny vony amin' ny alalan' ny fiovan' ny vavimbony. Ny rindrin' ny fihary atodinaina dia miova ho lasa perikarpa aoamin' ilay voa, ary ny atodinaina dia mivoatra ho vihim-boa.