Hankany amin'ny vontoatiny

Vivy (vorona)

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Vivy)
Tachybaptus ruficollis
Tachybaptus pelzelnii

Ny vivy na kiborano dia vorondrano isan-karazany mitovitovy amin' ny ganagana, saingy madinika ary miaraka manao andiany, somary bongobongo maso, miraiki-drantsan-tongotra, manao an-tsitrika mba hahazoany trondro hohaniny. Indreto ny karazam-borona antsoina amin' io anarana io izay ao amin' ny fianakaviana Podicipedidae:

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]