Hankany amin'ny vontoatiny

Vitali Klitschko

Avy amin'i Wikipedia
Vitali Klitschko
Sary:Vitali Klitschko in 2024.jpg, 2014-09-12 - Vitali Klitschko - 9019 (cropped).jpg
Ankapobeny
AnaranaVitali Klitschko
Teraka19 Jolay 1971
Toerana-
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Okraina
Asa :
  • mpanao ady totohondry
  • ben'ny tanàna
Fiainana manokana

Vitali Klitschko dia mpanao ady totohondry, mpanao politika mizaka ny zom-pirenen'i  Okraina teraka ny 19 Jolay 1971 tao Belovodskoye, Repoblika Sosialista Sovietika Kirghizika.

Amin'ny 2,02 metatra ny haavony, izy dia toa an'i Wladimir Klitschko rahalahiny, tompon-daka eran-tany amin'ny ady totohondry mavesatra.

Ben'ny tanànan'i Kyiv

[hanova | hanova ny fango]
Teo amin'ny toerana nisy ny fanafihana balafomanga tamin'ny 8 Jolay 2024 nataon'ireo fasista Vladimir Putin

Tamin'ny taona 2014, taorian'ny naha-nalaza azy tao amin'ny Euromaidan, dia voafidy ho ben'ny tanànan'i Kyiv izy. Voafidy ho ben’ny tanàna indray izy tamin’ny 15 novambra 2015, tamin’ny isam-bato 64,10%, ary tamin’ny volana oktobra 2020 indray dia lany tamin’ny vato 50,51%.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]