Hankany amin'ny vontoatiny

Verbenaceae

Avy amin'i Wikipedia
Verbena rigida

Ny Verbenaceae dia fianakavian-javamaniry mamony dikôtiledôna, ao amin' ny filaharana Lamiales. Izy ireo dia hazo, hazobotry, ahitra, ary vahy, mamokatra menaka tena ilaina, miparitaka eran' izao tontolo izao, indrindra any amin' ny faritra manana toetany antonony sy toetany mafana.

Duranta repens

Mahazaka tontolo maina izy ireo saingy tsy hita any amin' ny faritra avaratra sy afovoany amin' i Eorazia. Anisan' io fianakaviana io ny radriaka (Lantana camara). Manana vondron-karazana mihoatra ny 30 izy (ny efatra nafindra any amin' ny fianakaviana Lamiaceae.) sy karazana 800.

Phyla nodiflora

Lisitry ny vondron-karazana

[hanova | hanova ny fango]
Lantana

Iny ny lisitry ny vondron-karazana araka ny World Checklist of Selected Plant Families (WCSP) (8 Jolay 2010):

  • Acantholippia Griseb. (1874)
  • Aloysia Juss. (1806)
  • Baillonia Bocq. ex Baill. (1862)
  • Bouchea Cham. (1832)
  • Casselia Nees & Mart. (1823)
  • Chascanum E.Mey. (1838)
  • Citharexylum Mill. ex L. (1753)
  • Coelocarpum Balf.f. (1884)
  • Dipyrena Hook. (1830)
  • Duranta L. (1753)
  • Glandularia J.F.Gmel. (1791)
  • Hierobotana Briq. (1894)
  • Junellia Moldenke (1940)
  • Lampaya Phil. ex Murillo (1891)
  • Lantana L. (1753)
  • Lippia L. (1753)
  • Nashia Millsp., Publ. Field Columb. Mus. (1906)
  • Neosparton Griseb. (1874)
  • Parodianthus Tronc. (1941)
  • Petrea L. (1753)
  • Phyla Lour. (1790)
  • Pitraea Turcz. (1862)
  • Priva Adans. (1763)
  • Recordia Moldenke (1934)
  • Rehdera Moldenke (1935)
  • Rhaphithamnus Miers (1870)
  • Stachytarpheta Vahl (1804)
  • Tamonea Aubl. (1775)
  • Urbania Phil. (1891)
  • Verbena L. (1753)
  • Verbenoxylum Tronc. (1971)
  • Xeroaloysia Tronc. (1960)
  • Xolocotzia Miranda (1965)