Hankany amin'ny vontoatiny

Vavimbony

Avy amin'i Wikipedia
Vavimbonin' ny Aquilegia vulgaris ahitana karipelina dimy

Ny vavimbony no taovam-pananahana vavy ao amin' ny voninkazo. Izy io dia fitambaran' ny singam-bavimbony na karpelina iray na maromaro ary mahaforona ny vertisily fahefatra. Ny fitaovam-pananahana lahy mitovy aminy dia ny lahimbony.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]