Hankany amin'ny vontoatiny

Vasconcellea pubescens

Avy amin'i Wikipedia
Vasconcellea pubescens

Ny Vasconcellea pubescens dia karazana zavamaniry mamony ao amin' ny fianakaviana Caricaceae (fianakavian' ny papay. Hazobotry na hazo madinika teratany any amin' ny faritra avaratra-atsinanana amin' i Amerika Atsimo izy io. Matsiro ny voany ary ambolena manomboka any Panama ka hatrany Arzantina sy Silia, amin' ny haambo eo anelanelan' ny 1 000 m sy 3 300 m.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]