Vanokagira
Fiseho
Ny vanokagira na firasa na langoromavo dia vorona ao amin' ny fianakaviana Ardeidae, izay hita eto Madagasikara. Ardea cinerea firasa ny anarany ara-tsiansa, izay zana-karazan' ny Ardea cinerea. Ny teny hoe "firasa" anefa dia manondro karazam-borona hafa koa.