Hankany amin'ny vontoatiny

Anastomus lamelligerus

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Vanobe volanvolan-dalàna)
Famakiakora na famakisifotra

Ny Anastomus lamelligerus dia karazam-borondrano ao amin' ny fianakaviana Ciconiidae. Miely patrana any amin' ny faritra atsimon' i Sahara sy any amin' ny faritra andrefan' i Madagasikara izy io. Ity karazana ity dia heverina ho mahazatra amin' ny ankamaroan' ny faritra misy azy, na dia misy fizarazarana aza. Famakiakora na famakisifotra ny anarany amin' ny teny malagasy. Atao hoe Anastomus lamelligerus madagascariensis (Anastomus madagascariensis teo aloha) ny zana-karazana misy eto Madagasikara.

Fanamarihana

[hanova | hanova ny fango]

Ny hoe "famakiakora" dia anarana ilazana koa ny Euryceros prevostii (na Cochlothraustes delalandei teo aloha).

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]