Aller au contenu

Valiha vero

Avy amin'i Wikipedia

Ny valiha vero dia vita amin' ny fantsona volotsangana folo nalahatra mirindra miandalana araka ny halavany. Ny fisokirana ny tsiraka manaraka ny andavany eo amin' ny fantsona tsirairay no ahazoana ny tadiny, toy ny valiha tory tenany. Ny tadiny tsirairay dia tohanan' ny tapaka volo na silaka vatavo mana. Silaka volo kely no atao hikitihana azy.