Hankany amin'ny vontoatiny

Marovany

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Valiha marovany)
Mpitendry marovany sy mpitendry lokangam-bazaha

Ny valiha marovany na marovany dia zavamaneno vita amin' ny takela-kazo narafitra ho lasa vata lavalava misy lafiny sy zorony, tsy toy ny valiha izay varingarina. Ny tadiny taroby dia apetraka eo amin' ny lafiny roa ankavia sy anlavanana amin' ny vatany, ary matetika dia roa ambin' ny folo isa amin' ny lafiny iray ary iraika ambin' ny folo amin' ny ilany.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]