Hankany amin'ny vontoatiny

Valetta

Avy amin'i Wikipedia

35°54′N 14°31′E / 35.900°N 14.517°E / 35.900; 14.517

Valetta
-
Velarantany0,84 km2
Haavo
Isan'ny mponina5 859
Ben'ny tanàna
Firenena Malta
Fanjakana
Faritany
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrinaValetta

Valetta (frantsay: La Valette, italiana La Valletta) no renivohitry ny Repoblikan'i  Malta. Io no renivohitra kely indrindra amin'ny firenena ao amin'ny Vondrona Eoropeana, na eo amin'ny faritra sy ny mponina. Misy mponina 5.859 eo ho eo.