Hankany amin'ny vontoatiny

Valanorano

Avy amin'i Wikipedia
Valanorano ambany (an' ny olombelona)

Ny valanorano dia taolana itsatohan' ny nify, eo amin' ny fisokafan' ny vava, matetika ampiasaina amin' ny fitanana sy ny fikirakirana ny sakafo. Ny teny hoe "valanorano" koa dia mihatra amin' ny rafitra manontolo mandrafitra ny lanilany ary atao hanokafana sy hanidiana ny vava ary anisan' ny rafi-batan' ny olombelona sy ny ankamaroan' ny biby.