Vahoaka masai

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Maasai tribe.jpg

Ny Masai dia foko Nilotika monina any avaratra, afovoany ary atsimon'i Kenia ary avaratr'i Tanzania. Anisan'ireo mponina eo an-toerana malaza indrindra eo amin'ny sehatra iraisam-pirenena izy ireo noho ny fonenany eo akaikin'ny valan-javaboary maro ao amin'ny Farihy Afrikana Lehibe.