Baktiary (vahoaka)

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Vahoaka baktiary)
Baktiary mpifindrafindra monina

Ny Baktiary dia vahoaka iraniana monina any Iràna atsimo. Ny tany onenan' izy ireo dia manana velarana mirefy 75 000 km2, izay any amin' ny tapany atsimo amin' ny tangoron-tendrombohitr' i Zagros eo anelanelan' i Ispahan sy Ahvaz. Miisa eo anelanelan' ny 1 000 000 sy 1 500 000 eo izy ireo. Miteny amin' ny fiteny baktiary, izay endriky ny fiteny lôry, izy ireo.