Hankany amin'ny vontoatiny

Vahlia

Avy amin'i Wikipedia
Vahlia capensis

Ny Vahlia dia vondron-karazan-javamaniry mamony ao amin' ny fianakaviana Vahliaceae, ao amin' ny filaharana Vahliales, hita aty Afrika sy ao amin' ny Zana-kôntinanta Indiana, izay misy karazany dimy farafahakeliny. Ity vondron-karazana ity dia napetraka irery tao amin' ny fianakaviana Vahliaceae, fianakaviana izay efa napetraka tao amin' ny filaharana Saxifragales teo aloha, ary naverin' ny fanasokajiana APG IV tao amin' ny filaharana vaovao Vahliales tamin' ny taona 2016.

  • Vahlia capensis (L. fil.) Thunb.
  • Vahlia dichotoma (J. A. Murr.) Kuntze
  • Vahlia digyna (Retz.) Kuntze
  • Vahlia geminiflora (Del.) Bridson
  • Vahlia somalensis Chiov.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]