Hankany amin'ny vontoatiny

Vaasa

Avy amin'i Wikipedia

63°06′N 21°36′E / 63.100°N 21.600°E / 63.100; 21.600

Vaasa
Velarantany397,45 km2
Isan'ny mponina67,988
Tanàn-dehibeNC
Ben'ny tanànaNC
Firenena Finlandy
FanjakanaNC
FaritanyNC
FaritraNC
Tanàna mifanolo-bodirindrinaVaasa
sainan'i Vaasa

Vaasa (sodoa: Vasa na Nikolaistad tamin'ny 1855 ka hatramin'ny 1917) dia tanàna seranan-tsambo any andrefan'i  Finlandy eo amin'ny Hoalan'i Bothnia.

Vaasa dia tanàna ofisialy miteny roa, misy 71 isan-jaton'ny mponina miteny finlandey ary 25 isan-jaton'ny miteny soedoà.