Hankany amin'ny vontoatiny

Ulf Kristersson

Avy amin'i Wikipedia
Ulf Kristersson (2025)

Ulf Kristersson, teraka ny 29 Desambra 1963 tao Lund, dia mpitondra fanjakana Soedoa.[1]. Izy no mpitarika ny Antoko Moderate nanomboka tamin'ny Oktobra 2017 ary Praiminisitra nanomboka tamin'ny 18 Oktobra 2022.

Fiainana manokana

[hanova | hanova ny fango]

Nanambady izy nanomboka tamin'ny 1991 ary manan-janaka vavy telo natsangana. Nohamasinina ho pasitera tao amin'ny Fiangonana Evanjelika Loterana any Soeda ny vadiny tamin'ny Janoary 2023.

Praiministra Soeda

[hanova | hanova ny fango]
nodimbiasany Praiminisitra Soeda mpandimby
Magdalena Andersson
2021-2022
Ulf Kristersson
2022-
-
  1. [ https://www.dn.se/nyheter/politik/ulf-kristersson-vill-gora-upp-med-s-om-invandringen/]