Hankany amin'ny vontoatiny

Ukhnaagiin Khürelsükh

Avy amin'i Wikipedia
Ukhnaagiin Khürelsükh

Ukhnaagiin Khürelsükh (mongoliana:Ухнаагийн Хүрэлсүх, ᠤᠬᠤᠨᠠᠭ᠎ᠠ ᠶᠢᠨ ᠬᠦᠷᠦᠯᠰᠦ᠋ᠬ); teraka ny 14 Jiona 1968 tao Ulan Bator, Môngôlia) dia mpanao politika Mongoliana ary voafidy ho filohan'i Mongolia nanomboka ny 10 Jiona 2021. Izy no praiminisitra teo amin'ny firenena nanomboka ny 4 Oktobra 2017 ka hatramin'ny 21 Janoary 2021.

In-telo izy no voafidy tao amin'ny Parlemanta Mongolia. Izy no minisitra tamin'ny 2000, 2004 ary 2012.