Tyto
Fiseho

Ny Tyto dia vondron-karazana vorondolo ao amin' ny fianakaviana Tytonidae. Io no vondron-karazana vorondolo miely indrindra eran-tany ary anisan' ny karazam-borona miely indrindra eran' izao tontolo izao, miaina saika hatraiza hatraiza afa-tsy amin' ny faritry ny tendrontany sy amin' ny tany efitra, Azia avaratr' i Himalaya, nosy indôneziana sasany ary nosy any Pasifika sasany.
Karazana
[hanova | hanova ny fango]- Tyto alba
- Tyto aurantia
- Tyto capensis
- Tyto delicatula
- Tyto deroepstorffi
- Tyto glaucops
- Tyto inexspectata
- Tyto longimembris
- Tyto manusi
- Tyto nigrobrunnea
- Tyto novaehollandiae
- Tyto rosenbergii
- Tyto sororcula
- Tyto soumagnei
- Tyto tenebricosa