Hankany amin'ny vontoatiny

Turnix nigricollis

Avy amin'i Wikipedia
Kibobo (Turnix nigricollis)

Ny Turnix nigricollis dia karazana vorona madinika ao amin' ny fianakaviana Turnicidae sy ao amin' ny filaharana Galliformes. Ity vorona ity dia tsy hita afa-tsy eto Madagasikara sy any amin' ny nosy Glorieuses sy Juan de Nova ary La Réunion. Atao hoe kibobo izy io amin' ny teny malagasy nefa ny papelika (Coturnix coturnix) koa dia antsoina amin' io anarana io.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]