Tsitsihy
Fiseho
Ny tsitsihy (Cheirogaleus major) dia maky izay miparitaka be amin'ny ala voalohany sy faharoa any akaikin'ny morontsiraka atsinanan'i Madagasikara. Hita any amin’ny faritra avaratr’i Madagasikara koa izy ireny.