Aller au contenu

Tsinam-bolana

Avy amin'i Wikipedia
Tsinam-bolana

Ny tsinam-bolana na volan-tsinana dia ilay fotona tsy ahatazana-maso ny Volana, afa-tsy rehefa somary tarafin' ny Masoandro mandritra ny fanakona-masoandro. Ny tsinam-bolana no fotoanan' ny Volana izay eo anelanelan' ny Tany sy ny Masoandro tanteraka. Mandritra izany fotoana izany dia tsy eny amin' ny lanitra amin' ny alina ny Volana. Amin' ny antoandro anefa dia tsy hazavain' ny Masoandro ny tavan' ny Volana tokony ho hita maso, ka sarotra ny mijery azy amin' ny maso fotsiny amin' izao.