Tsimalomo
Fiseho
I Tsimalomo dia mpanjaka sakalava tao amin' ny Fanjakan' i Boina nanomboka tamin' ny taona 1808 ka mety hatramin' ny taona 1822. Nandimby ny mpanjakavavy Ravahiny (1778-1808) izy ary nodimbiasan' ny mpanjaka Maka Andrianaresy (1808)
.