Trujillo
Fiseho
11°34′N 77°16′W / 11.567°N 77.267°W
Trujillo
| |||
| Velarantany | 1 769 km2 | ||
| Haavo | |||
| Isan'ny mponina | 314,808 | ||
| Renivohitra | - | ||
| Ben'ny tanàna | |||
| Firenena | |||
| Fanjakana | |||
| Faritany | |||
| Faritra | |||
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | Trujillo | ||
I Trujillo dia renivohitry ny faritr'i La Libertad. Io no tanàna manan-danja indrindra ao
Però any avaratr'i Lima.
Jeografia
[hanova | hanova ny fango]Ny isam-ponina dia 314.808 tamin'ny taona 2017. Any amin’ny morontsiraka avaratr’i
Pero no misy azy, eo amoron’ny Reniranon’i Moche, ao amin’ny Lohasahan’i Moche, 559 km avaratr’i Lima.
Ny tanàna no fototry ny faritra metropolitan'i Trujillo, izay mandrakotra distrika 11 ary faritra manodidina ny 164 km².
Tsiahy
[hanova | hanova ny fango]|
|
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Trujillo (Peru) |