Trôia

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Troia)
I Trôia

I Trôia dia tanàna grika tamin' ny Andro Taloha, fantatra amin' ny toerana anaovana ny fedrà grika momba ny Ady tao Trôia. I Trôia dia hita any Torkia ankehitriny, any amin' ny 30 km. Tany amin' ny vanim-potoana niandohan' ny Androiin' ny Alimo, manodidina ny taona 3 000 tal. J.K no niorina ilay toerana manan-tantara. Rava izy io ary naverina namboarina imbetsaka tao anatin' ny efatra arivo taona manaraka talohan' ny nandaozana azy farany nandritra ny Vanimpotoana Bizantina.

Atao hoe Τροία / Troía na Ἴλιον / Ī́lion na Ἴλιος / Ī́lios izy amin' ny teny grika, Troia na Īlium amin' ny teny latina; 𒌷𒃾𒇻𒊭 / Wilusa na 𒋫𒊒𒄿𒊭 Truwisa amin' ny fiteny hitita, ary Truva na Troya) amin' ny teny tiorka.