Tritium

Avy amin'i Wikipedia
Ny tritium

Ny tritium (T na 3H) dia miratoeran'ny hidirôzenina (toy ny deuterium). Ny tritium dia manana prôtôna iray su netirôna roa.

Ny mahasamihafa azy amin'ny deuterium dia ilay radioactivité ananany, mamoaka sandrahaka beta (β-) izy rehefa mivadika helium 3 (3He) Ny periôdiny dia 12,32 taona. Ny activité massique-ny dia misy 3,59×1014 Bq/g (soit 1 g = 359 TBq)

Toetra[hanova | hanova ny fango]

Toetra fizika[hanova | hanova ny fango]

Ny lanjan'ny tritium dia 3,0160492. Mifangaro amin'ny rivotra izy rehefa anaty atmosfera ara-dalàna.

Toetra simika[hanova | hanova ny fango]

Rehefa antonontonony ny hafanana sy ny tsindry, rivotra ny tritium (HT na T2). Rehefa misy oksizenina, manome rano misy tritium (rano «tritiée») izy, rehefa misy afo na hafanana ambonimbony (oksidasiona, tahaka ny miratoerana maivana H2). Rehefa maina nyrivotra, mivadika rano misy tritiée ny tritium rivotra ; 1 isan-jaton'ny tritium no lasa rano tritée afaka adin-dray, ary mihahaingana arakaraky ny hamandon'ny rivotra ny fivadihany ho rano tritiée.

Radioaktivitia[hanova | hanova ny fango]

Ny tritium dia radioaktifa. 12,32 taona ny antsasa-piainany[1].

Mivadika helium 3 izy amin'ny fiota :

Fanaovana[hanova | hanova ny fango]

Ny tritium sy ny taozava-baventy[hanova | hanova ny fango]

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

Miteny frantsay[hanova | hanova ny fango]

Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

  1. Comprehensive Review and Critical Evaluation of the Half-Life of Tritium Archived Oktobra 17, 2011 at the Wayback Machine, National Institute of Standards and Technology