Triticum
Fiseho

Ny Triticum dia antokon-javamaniry mamony tokan-dravin-tsimoka, ao amin' ny fianakaviana Poaceae (ahitra), zana-pianakaviana Pooideae, teratany any Eorazia, ahitana karazana folo ka hatramin' ny telopolo arakaraka ny mpanoratra. Izy ireo dia bozaka maniry isan-taona, misy rantsana mitsangana sy vondrombony atao hoe salohy. Itỳ antoko (vonron-karazana) itỳ dia ahitana karazana varimbazaha maro samihafa, indrindra fa ny varimbazaha mahazatra (Triticum aestivum), izay anisan' ny voamadinika manan-danja indrindra.
Lisitry ny karazana
[hanova | hanova ny fango]Inty ny lisitry ny karazana:
- Triticum aestivum L. (1753)
- Triticum carthlicum
- Triticum compactum
- Triticum dicoccoides
- Triticum × duelongatum Poleva (1995)
- Triticum durum
- Triticum macha
- Triticum monococcum L. (1753)
- Triticum soveticum
- Triticum sphaerococcum
- Triticum timopheevii (Zhuk.) Zhuk. (1928)
- Triticum turanicum
- Triticum turgidum L. (1753)
- Triticum urartu Thumanjan ex Gandilyan (1972)
- Triticum × zhukovskyi Menabde & Ericzjan (1960)