Tripoli (Libana)
Fiseho
34°26′N 35°51′E / 34.433°N 35.850°E
Tripoli (Libana) | ||
![]() | ||
Velarantany | NC | |
Isam-ponina | 500,000 mponina | |
Tanànan-dehibe | NC | |
Ben'ny tanàna | NC | |
Firenena | Libana | |
Fanjakana | NC | |
Faritany | NC | |
Tanàna mifanolo-bodirindrina | Tripoli (Libanona) |
I Tripolidia tanàna sy seranan-tsambo faharoa lehibe indrindra any Libanona, ary koa renivohitry ny Governorà Avaratra Libanona. Any amin'ny 85 km avaratr'i Beirota no misy an'i Tripoli eo amin'ny morontsirak'i Mediterane. Ny isan'ny mponiny dia 500.000 eo ho eo, ahitàna mponina 195.932 eo afovoany. Miozolomana Sunni ny ankamaroan'ny mponina. Miaraka amin'ny 50.000, ny Alawites no vitsy an'isa indrindra ao Tripoli.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]![]() |
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Tripoli (Lebanon) |