Aller au contenu

Trifolieae

Avy amin'i Wikipedia
Trifolium repens

Ny Trifolieae dia fokon-javamaniry mamony, roa ravin-tsimoka, ao amin' ny fianakaviana Fabaceae, zana-pianakaviana Faboideae, avy any Eorazia, ahitana vondron-karazana enina misy karazany 485 eo ho eo. Ny karazany rehetra amin' ity foko ity dia manana ravina misapana zanapelana telo.

Ireto ny vondron-karazana ao aminy:

  • Medicago L.
  • Melilotus Mill.
  • Ononis L.
  • Parochetus Buch.-Ham. ex D. Don
  • Trifolium L.
  • Trigonella L.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]