Hankany amin'ny vontoatiny

Tribulus

Avy amin'i Wikipedia
Tribulus cistoides

Ny Tribulus dia vondron-karazana zavamaniry mamony ao amin' ny fianakaviana Zygophyllaceae, ao amin' ny filaharana Sapindales na Zygophyllales (araka ny fanasokajiana APG III), ary hita any amin' ny faritra manana toetany sy tany samihafa eran-tany eo anelanelan' ny fehintany 35°At sy 47°Av. Ny karazana fantatra indrindra dia Tribulus terrestris (bakakely na hisatsy), izay karazan-javamaniry sy ahidratsy miparitaka be. Zavamaniry maharitra ny ankabetsahan' ny karazana ao amin' ny Tribulus, fa maniry isan-taona kosa ny sasany any amin' ny faritra manana toetany mangatsiaka kokoa. Mifanohitra sy mitambatra ny raviny. Tonga lafatra (sady lahy no vavy) ny voniny izay manana felam-bony dimy mitovy, ary ny bibikely no miantoka ny famindrana vovobony.

Lisitry ny karazana

[hanova | hanova ny fango]
Tribulus terrestris

Inty ny lisitry ny karazana araka ny BioLib (9 Okt 2025):

  • Tribulus adelacanthus R.M.Barker
  • Tribulus arabicus Hosni
  • Tribulus astrocarpus F.Muell.
  • Tribulus bimucronatus Viv.
  • Tribulus cistoides L.
  • Tribulus cristatus C.Presl
  • Tribulus echinops Kers
  • Tribulus eichlerianus K.L.Wilson
  • Tribulus excrucians Wawra
  • Tribulus forrestii F.Muell.
  • Tribulus hirsutus Benth.
  • Tribulus hystrix R.Br.
  • Tribulus incanus Hosni
  • Tribulus kaiseri Hosni
  • Tribulus longipetalus Viv.
  • Tribulus macrocarpus F.Muell. ex Benth.
  • Tribulus macropterus Boiss.
  • Tribulus megistopterus Kralik
  • Tribulus micrococcus Domin
  • Tribulus minutus Leichh. ex Benth.
  • Tribulus mollis Ehrenb. ex Schweinf.
  • Tribulus occidentalis R.Br.
  • Tribulus parvispinus C.Presl
  • Tribulus pentandrus Forssk.
  • Tribulus platypterus Benth.
  • Tribulus ranunculiflorus F.Muell.
  • Tribulus spurius Kralik
  • Tribulus suberosus H.Eichler ex R.M.Barker
  • Tribulus subramanyamii P.Singh, G.S.Giri & V.Singh
  • Tribulus terrestris L. - bakakeky na hisatsy
  • Tribulus zeyheri Sond.

Karazana isy eto Madagasikara

[hanova | hanova ny fango]

Indreto ny karazana misy eto Madagasikara:

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]