Aller au contenu

Tranonjaza

Avy amin'i Wikipedia
Ny tranonjaza (eo ambony) sy ny lalanjaza (eo ambany)

Ny tranonjaza dia taova miendrika fonosana izay ahafahana mitondra vohoka ao amin' ny rafi-pananahan' ny vavy ao amin' ny ankamaroan' ny biby mampinono, anisan' izany ny olombelona. Tsy mitovy ny endrik' izy io arakaraka ny karazam-biby.