Hankany amin'ny vontoatiny

Tongoloravina

Avy amin'i Wikipedia
Tongoloravina

Ny tongoloravina dia zavamaniry manitra ao amin' ny fianakaviana Amaryllidaceae (Liliaceae na Alliaceae teo aloha), ambolena mba hahazoana ny raviny izay matetika ampiasaina ho fanatsaran-tsakafo. Allium schoenoprasum ny anarany ara-tsiansa.

Tongoloravina voatetika

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]