Aller au contenu

Tonelina

Avy amin'i Wikipedia
Tonelina mavo (Thunnus albacares)

Ny tonelina (Thunnus) dia karazana trondro taolam-paty monina any an-dranomasina avy amin'ny fianakaviana Scombridae. Amin'ny ankapobeny, i tonelina dia iray amin'ireo karazana dimy mandrafitra ny foko Thunnini - foko iray fantatra amin'ny anarana hoe hazandrano.

  • Thunnus alalunga (Bonnaterre, 1788) - Albakôra
  • Thunnus albacares (Bonnaterre, 1788) - Tonelina mavo
  • Thunnus atlanticus (Lesson, 1831) - Tonelina mainty
  • Thunnus maccoyii (Castelnau, 1872) - Tonelina manga atsimo
  • Thunnus obesus (Lowe, 1839) - Tonelina maso lehibe
  • Thunnus orientalis (Temminck & Schlegel, 1844) - Tonelina manga pasifika.
  • Thunnus thynnus (Linnaeus, 1758) - Tonelina manga
  • Thunnus tonggol (Bleeker, 1851) - Tongol