Hankany amin'ny vontoatiny

Tombola

Avy amin'i Wikipedia

I Tombola dia mpanjakavavy sakalava tao amin' ny Fanjakan' i Boina tamin' ny taona 1778. Nandimby ny mpanjakavavy Andrianaginarivo (1777-1778) izy ary nodimbiasan' ny mpanjakavavy Ravahiny (1778-1808).

.