Hankany amin'ny vontoatiny

Toliôma

Avy amin'i Wikipedia

Ny toliôma dia metaly mivolom-bolafotsy, somary makitroka sady mora volavolaina, ao amin' ny vondron' ny lantanida sady anisan' ny metaly mavesatra ao amin' ny tany hamatra. Aseho amin' ny alalan' ny eva Tm izy sy manana laharana atômika 69 ary manana lanja isam-bentin-kadiry 9,32 mg/sm3.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]