Tokan-dravin-tsimoka
Fiseho
| Tokan-dravin-tsimoka | |
|---|---|
| Iris pseudacorus | |
| Fanasokajiana ara-tsiansa | |
| Fanjakana: | |
| Klady: | |
| Klady: | |
| Klady: | Mônôkôtiledôna |
Ny zavamaniry tokan-dravin-tsimoka na mônôkôtiledôna dia zavamaniry izay ny zanany, vokatry ny fitsimohan' ny voa iray, izay tsy manana amin' ny voalohany, afa-tsy raviny iray, antsoina hoe ravin-tsimoka na kôtiledôna. Amin' ny antsipiriany kokoa, ny mônôkôtiledôna, izay atao hoe Monocotyledoneae, izay ao amin' ny kilasin' ny Liliopsida araka ny fanasokajiana Cronquist, na ny reni-filaharana Lilianae araka ny fanasokajiana APG III sy APG IV, dia vondrona mônôfiletika anisan' ny zavamaniry mamony na Angiospermae. Ny mifanohitra amin' izy ireo dia ny zavamaniry roa ravin-tsimoka na dikôtiledôna.
Ao amin' ireo zavamairy tokan-dravin-tsimoka ireo dia ireto ny fianakaviana sy vondron-karazana fantatra indrindra: