Aller au contenu

Toeram-panina tokana

Avy amin'i Wikipedia
Toeram-panina tokana (router)

Ny toeram-panina tokana (anglisy: single point of failure na SPOF) dia singan-drafitra iray izay hahatonga ny rafitra manontolo hijanona rehefa simba. Ny toeram-panina tokana dia zavatra tsy iriana ho ananana anaty rafitra izay natao ho mateza na azo ianteherana, na anaty rafi-drindrankajy na rafitra indostrialy na amin'ny resaka bizinesy amin'ny ankapobeny.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]