Hankany amin'ny vontoatiny

Tobim-pamaharana miaramila

Avy amin'i Wikipedia

Ny tobim-pamaharana miaramila dia toerana - tany, tranobe, fitaovana - natokana ho an' ny filan' ny tafika ary tantanin' ny miaramila, izay mipetraka sy miasa any ivelan' ny hetsika ivelany amin' ny ankapobeny. Noho ny fifanarahana eo amin' ny samy firenena, ny firenena lehibe sasany dia manana tobim-pamaharana ivelan' ny taniny. Ny tobim-pamaharana miaramila no toerana fandrindrana sy fiaingan' ny fidirana an-tsehatry ny tafika.