Titosy (emperora)

Avy amin'i Wikipedia
Sarivongan'i Titosy
Andohalambon'i Titosy

I Titosy na Tito dia emperora isan'ny fianakaviam-panjaka Flaviana, nanapaka teo anelanelan'ny taona 79 sy 81, izay teraka tamin'ny 30 Oktobra 39 ary maty tamin'ny 13 Septambra 81. Antsoina hoe Imperator Titus Caesar Vespasianus Augustus) izy amin'ny teny latina. Mampalaza azy ny nakany an'i Jerosalema tamin'ny taona 70. Mba hanamafisana izany fandreseny izany dia nampanamboatra ny "andohalambon'i Titosy" i Domitiano rahalahiny rehefa lasa emperora koa tamin'ny nahafatesany.