Tira (Israely)
Fiseho
32°14′N 34°57′E / 32.233°N 34.950°E
| Tira (Israely) | ||
| Velarantany | 11,89 km2 | |
| Haavo | 61 m | |
| Isan'ny mponina | 27,802 | |
| Ben'ny tanàna | ||
| Firenena | ||
| Fanjakana | ||
| Faritany | ||
| Faritra | ||
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | Tira | |
Tanàna iray any
Israely i Tira (Hebreo רָמַת־גַּן; Arabo: الطيرة at-Tīra).
Eo amin'ny roa ambin'ny folo kilometatra atsimo atsinanan'i Netanya ary valo kilometatra avaratra atsinanan'i Kfar Saba no misy azy. Tamin'ny taona 2022, 27.802 ny mponina tao Tira. Ao amin'ny Telolafy Kely/Meshullah no misy ny tanàna, faritra iray izay ahitana ny ankamaroan'ny mponina ny Arabo Israeliana. Nahazo ny sata maha-tanàna an'i Tira tamin'ny 1991.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Tira (Israely) |