Hankany amin'ny vontoatiny

Theobroma

Avy amin'i Wikipedia
Kakaô (Theobroma cacao)

Ny Theobroma dia vondron-karazana zavamaniry mamony ao amin' ny fianakaviana Malvaceae, filaharana Malvales. Nosokajiana ho mpikambana ao amin' ny Sterculiaceae izy teo aloha, nefa nampidirina tao amin' ny Malvaceae mba hahatonga azy ho mônôfiletika. Ahitana karazana hazo madinika 41 any amin' ny ala trôpikalin' i Amerika Afovoany sy Atsimo. Ampiasaina amin' ny fanaovana sôkôla ny voan' ny kakaô (Theobroma cacao), karazana fantatra indrindra ao amin' ilay vondron-karazana. Manan-danja ara-toekarena koa ny Theobroma grandiflorum sy ny Theobroma bicolor ary ny Theobroma speciosum.

Fiforonan-teny

[hanova | hanova ny fango]
Theobroma bicolor

Navoakan' i Carl von Linné anaty boky izy io tamin' ny taona 1753. Avy amin' ny teny grika hoe θεός / theos midika hoe "andriamanitra" sy βρῶμα / broma midika hoe "sakafo" ny hoe Theobroma ka midika hoe "sakafon' ny andriamanitra".

Lisitry ny karazana

[hanova | hanova ny fango]
Theobroma glaucum
Theobroma grandiflorum
Theobroma mammosum
Theobroma speciosum

Hatramin' ny Novambra 2025, ny Plants of the World Online dia manaiky karazana 41:

  • Theobroma albiflorum (Goudot) De Wild.
  • Theobroma angustifolium DC.
  • Theobroma asperum (H.Karst. & Triana) K.Schum. ex C.J.J.Hall
  • Theobroma balaense (H.Preuss) De Wild.
  • Theobroma bernoullii Pittier
  • Theobroma bicolor Bonpl. – mocambo
  • Theobroma breviligulatum (R.E.Schult.) Colli-Silva
  • Theobroma cacao L.
  • Theobroma camargoanum (R.E.Schult.) Ducke
  • Theobroma canumanense Pires & Fróes ex Cuatrec.
  • Theobroma cirmolinae Cuatrec.
  • Theobroma cuatrecasasianum (García-Barr.) Colli-Silva
  • Theobroma dugandii (García-Barr.) Colli-Silva
  • Theobroma flaviflorum Aguilar & D.Santam.
  • Theobroma gileri Cuatrec.
  • Theobroma glaucum H.Karst.
  • Theobroma globosum Colli-Silva
  • Theobroma grandiflorum (Willd. ex Spreng.) K.Schum.
  • Theobroma guianense (Aubl.) J.F.Gmel.
  • Theobroma hylaeum Cuatrec.
  • Theobroma kanukuense (R.E.Schult.) Colli-Silva
  • Theobroma kofanorum (R.E.Schult.) Colli-Silva
  • Theobroma laciniifolium (Goudot ex Triana & Planch.) De Wild.
  • Theobroma lemniscatum (R.H.Schomb.) Colli-Silva
  • Theobroma mammosum Cuatrec. & J.León
  • Theobroma mariae (Mart.) K.Schum.
  • Theobroma microcarpum Mart.
  • Theobroma nemorale Cuatrec.
  • Theobroma nervosum Colli-Silva
  • Theobroma nycterodendron (R.E.Schult.) Colli-Silva
  • Theobroma obovatum Klotzsch ex Bernoulli
  • Theobroma pulcherrimum (Goudot) De Wild.
  • Theobroma purpureum Pittier
  • Theobroma schultesii Colli-Silva
  • Theobroma simiarum Donn.Sm.
  • Theobroma sinuosum Pav. ex Huber
  • Theobroma speciosum Willd. ex Spreng.
  • Theobroma sylvestre Aubl. ex Mart.
  • Theobroma tomentellum (R.E.Schult.) Colli-Silva
  • Theobroma umbraticum (R.E.Schult.) Colli-Silva
  • Theobroma velutinum Benoist

Napetraka teto taloha:

  • Abroma augustum (L.) L.f. (←Theobroma augustum L.)
  • Guazuma ulmifolia Lam. (←Theobroma guazuma L.)

Fampiasana

[hanova | hanova ny fango]
T. grandiflorum, T. bicolor, T. speciosum, T. cacao

Karazana Theobroma maro no mamokatra vihim-boa azo hanina, indrindra ny Theobroma cacao, sy ny Theobroma grandiflorum ary ny Theobroma bicolor. Manan-danja ara-barotra amin' ny fanamboarana kakaô sy sôkôla ny Theobroma cacao.

Sakafon' ny olitry ny lolo sasany ao amin' ny karazana Endoclita, ny karazana Theobroma sasany, anisan' izany ny E. chalybeatus, ny E. damor, ny E. hosei ary ny E. sericeus. Tsy mihinana afa-tsy ny Theobroma cacao. ny olitry ny lolo iray hafa, Hypercompe muzina.

Nomena anarana avy amin' ilay vondron-karazana ny teôbrôminina, izay singa mavitrika ao amin' ny kakaô.