Hankany amin'ny vontoatiny

The Police

Avy amin'i Wikipedia
The Police

Tarika anglisy avy amin'ny New Wave ny The Police izay nahomby nanomboka tamin'ny 1978 ka hatramin'ny 1984. Heverina ho iray amin'ireo tarika rock nahomby indrindra tamin'ny vanim-potoanan'ny New Wave izy ireo. Nahazo aingam-panahy avy amin'ny punk sy reggae izy telo mianadahy ireo, saingy taty aoriana dia nanandrana karazana mozika hafa.

Efatra amin'ny dimy amin'ireo rakikira studio no nahatratra ny laharana voalohany tao amin'ny UK Albums Chart, ary ireo hira *Message in a Bottle (1979),

  • Walking on the Moon (1979),
  • Don't Stand So Close to Me (1980),
  • Every Little Thing She Does Is Magic (1981), ary
  • Every Breath You Take (1983) dia nahomby ihany koa.

Filaharana

[hanova | hanova ny fango]

taty aoriana dia niaraka tamin'i:

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]