The Jungle Book (horonantsary, 1967)

Avy amin'i Wikipedia
The Jungle Book
Firenena Etazonia
Fiteny anglisy

The Jungle Book (Malagasy: Ny boky jungle) dia horonantsary amin'ny sarimihetsika amerikana notontosain'i nataon'i Walt Disney Productions, ary nivoaka tamin'ny 18 Oktobra 1967. Nomena tohy ilay horonantsary tamin'ny 2003, ary ny anaran'ilay tohy dia The Jungle Book 2.

Mbola ambangovangony  amin'ny resaka horonantsary ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.