Terbiôma
Fiseho
Ny terbiôma dia metaly mivolom-bolafotsy, somary makitroka sady mora volavolaina, ao amin' ny vondron' ny lantanida sady anisan' ny metaly mavesatra ao amin' ny tany hamatra. Aseho amin' ny alalan' ny eva Tb izy sy manana laharana atômika 65 ary manana lanja isam-bentin-kadiry 8,23 mg/sm3.