Teofilo avy any Antiokia

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
TheophilusofAntioch.png

I Teofilo avy any Antiokia na Teofilo avy any Antioka dia eveka fahafiton'ny Fiangonan'i Antiokia na Eglizin'i Antioka tamin'ny taonjato faha-2. Soratra fanamarihana tamin'ny boky tranainy sy amin'ny alalan'ny soratra nataony hiarovana ny finiana kristiana (apolojia) izay voatahiry (Traité à Autolycus.), no ahafantarana azy. Ny asa sorany ihany sy ny an'i Melito avy any Sardisy no apolojeta (mpiaro ny finoana) sady eveka tamin'ny taonjato faha-2.